Matthew 27:63 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka niteny hoe: Tompoko, tsaroanay fa iny mpamitaka iny, fony Izy mbola velona, dia nilaza hoe: Raha afaka hateloana dia hitsangana Aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka nanao hoe: «Tompoko, tsaroanay fa fony mbola velona ilay mpamitaka iny dia nanao hoe: ‹Rehefa afaka hateloana dia hitsangana Aho.›
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka nanao hoe: –Tompoko, tsaroanay fa fony mbola velona iny mpamitaka iny dia izao no teniny: «Amin’ny andro fahatelo, dia hitsangana velona Aho.»
Malagasy Bible 1865
ka nanao hoe: Tompoko, tsaroanay fa iny mpamitaka iny, fony Izy mbola velona, dia nanao hoe: Raha afaka hateloana, dia hitsangana Aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka niteny hoe: Tompoko, tsaroanay fa iny mpamitaka iny, fony Izy mbola velona, dia nilaza hoe: Raha afaka hateloana dia hitsangana Aho.
malagasy
ka nanao hoe: Tompoko, tsaroanay fa iny mpamitaka iny, fony Izy mbola velona, dia nanao hoe: Raha afaka hateloana, dia hitsangana Aho.