Matthew 27:64 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa asaivo ambenana tsara ny fasana mandra-pahatongan’ny andro fahatelo, fandrao avy ny mpianany ka hangalatra Azy dia hilaza amin’ny olona hoe: Efa nitsangana tamin’ny maty Izy; koa ho ratsy ny fitaka farany noho ny voalohany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa asaovy ambenana ny fasany ambara-pahàfaky ny andro fahatelo, fandrao sokoin’ny mpianany ny fatiny, dia lazainy amin’ny vahoaka hoe: Nitsangan-ko velona avy any amin’ny maty Izy, ka ho ratsy ny fitaka farany noho ny voalohany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa asaovy ambenana ny fasany ambara-pahafaky ny andro fahatelo, fandrao avy ireo mpianany hangalatra ny fatiny ka hilaza amin’ny vahoaka hoe: «Nitsangana velona avy tany amin’ny maty Izy»; ka ho ratsy kokoa ny fitaka farany noho ny voalohany.
Malagasy Bible 1865
Koa asaovy hambenana mafy ny fasana mandra-pahatongan'ny andro fahatelo, fandrao avy ny mpianany ka mangalatra Azy, dia hilaza amin'ny olona hoe: Efa natsangana tamin'ny maty Izy; ka dia ho ratsy ny fitaka farany noho ny voalohany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa asaivo ambenana tsara ny fasana mandra-pahatongan’ny andro fahatelo, fandrao avy ny mpianany ka hangalatra Azy dia hilaza amin’ny olona hoe: Efa nitsangana tamin’ny maty Izy; koa ho ratsy ny fitaka farany noho ny voalohany.
malagasy