Matthew 27:65 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy i Pilato: Makà ary mpiambina ka mandehana ary ataovy mafy araka izay hainareo ny fiambenana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Pilaty taminy: «Manam-piambina ianareo, koa mandehana, ambeno araka izay hainareo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Pilato tamin-dry zareo: –Manana mpiambina ianareo, koa ndeha ataovy tsara antoka ny fasana araka izay fantatrareo fa mety.
Malagasy Bible 1865
Hoy Pilato taminy: Makà mpiambina ka mandehana, ary ataovy mafy araka izay hainareo ny fiambenana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy i Pilato: Makà ary mpiambina ka mandehana ary ataovy mafy araka izay hainareo ny fiambenana.
malagasy
Hoy Pilato taminy: Makà mpiambina ka mandehana, ary ataovy mafy araka izay hainareo ny fiambenana.Ary nony lasa izy, dia nalatsany ny mpiambina hiambina mafy ny fasana, rehefa nasiany tombo-kase ny vato.