Matthew 27:66 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony lasa ireo dia nasainy nambenan’ny mpiambina mafy ny fasana, rehefa avy nasiany tombo-kase ny vato.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nandeha izy ireo, dia sady nasiany tombokase ny vato no nametrahany mpiambina teo, mba hahazoany antoka marina ny amin’ny fasana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia lasa izy ireo ka nataony tsara antoka ny fasana: nasiany tombokase ny vato hidim-pasana sady nametrahany mpiambina.
Malagasy Bible 1865
Ary nony lasa izy, dia nalatsany ny mpiambina hiambina mafy ny fasana, rehefa nasiany tombo-kase ny vato.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony lasa ireo dia nasainy nambenan’ny mpiambina mafy ny fasana, rehefa avy nasiany tombo-kase ny vato.
malagasy
Ary nony lasa izy, dia nalatsany ny mpiambina hiambina mafy ny fasana, rehefa nasiany tombo-kase ny vato.