Matthew 27:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa rehefa nikaon-doha izy ireo dia novidiny tamin’ilay vola ny sahan’ny mpanefy vilany mba ho fandevenam-bahiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary nony niara-nihevitra izy, dia namidiny ny sahan’ny mpanao vilany ny vola, hatao tany fandevenam-bahiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa nikaon-doha ry zareo, dia nampiasa ny vola hividianana ny sahan’ny mpanefy vilany mba hatao fasam-bahiny.
Malagasy Bible 1865
Ary nony niara-nihevitra izy, dia namidiny ny sahan'ny mpanefy vilany ny vola ho fandevenam-bahiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa rehefa nikaon-doha izy ireo dia novidiny tamin’ilay vola ny sahan’ny mpanefy vilany mba ho fandevenam-bahiny.
malagasy
Ary nony niara-nihevitra izy, dia namidiny ny sahan'ny mpanefy vilany ny vola ho fandevenam-bahiny.