Matthew 27:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izay no iantsoana izany saha izany mandraka androany hoe Sahan-dra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izany no anaovana io saha io mandraka androany hoe Haseldamà, na hoe sahan-dra;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany no iantsoana io saha io mandraka androany hoe Sahan-dra.
Malagasy Bible 1865
Koa izany no anaovana ny anaran'izany saha izany mandraka androany hoe Sahan-drà.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izay no iantsoana izany saha izany mandraka androany hoe Sahan-dra.
malagasy
Koa izany no anaovana ny anaran'izany saha izany mandraka androany hoe Sahan-drà.