Matthew 27:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary tamin’izany dia tanteraka izay nampilazaina an’i Jeremia mpaminany hoe: «Dia nalainy ny volafotsy telopolo, vidin’ilay notombanan’ny Zanak’Israely,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary tanteraka tamin’izay ny tenin’i Jeremia mpaminany nanao hoe: «Dia nalainy ny vola telopolo, vidin’Ilay notombanan’ny zanak’i Israely,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay dia tanteraka ilay voalazan’ny Tompo tamin’ny alalan’i Jeremià mpaminany hoe: «Nalaiko ny sekela volafotsy telopolo (karaman’ilay nokaramain’ny Israelita sasany)
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'izany dia tanteraka izay nampilazaina an'i Jeremia mpaminany hoe: Dia nalainy ny sekely volafotsy telo-polo, vidin'ilay notombanana, dia ilay notombanan'ny Zanak'Isiraely,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary tamin’izany dia tanteraka izay nampilazaina an’i Jeremia mpaminany hoe: «Dia nalainy ny volafotsy telopolo, vidin’ilay notombanan’ny Zanak’Israely,
malagasy
Ary tamin'izany dia tanteraka izay nampilazaina an'i Jeremia mpaminany hoe: Dia nalainy ny sekely volafotsy telo-polo, vidin'ilay notombanana, dia ilay notombanan'ny Zanak'Isiraely,[Na: Nohajaina]