Matthew 28:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nony lasa izy ireo dia indreny ny mpiambina sasany dia nankany an-tanàna ka nilaza tamin’ny lehiben’ny mpisorona ny zavatra rehetra izay niseho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mbola teny an-dalana izy ireo, dia indreny ny mpiambina sasany nankany an-tanàna, ka nilaza tamin’ny lohandohan’ny mpisorona ny zavatra rehetra vao niseho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha mbola teny an-dalana ireto vehivavy, dia indreny tafaverina tao an-tanànan’i Jerosalema ny sasany tamin’ireo mpiambina ny fasana ka nitantara ny zava-nitranga rehetra tamin’ny lohandoha-mpisorona.
Malagasy Bible 1865
Ary nony nandeha izy ireo, indreny, ny mpiambina sasany nankany an-tanana ka nilaza tamin'ny lohan'ny mpisorona ny zavatra rehetra izay vao niseho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nony lasa izy ireo dia indreny ny mpiambina sasany dia nankany an-tanàna ka nilaza tamin’ny lehiben’ny mpisorona ny zavatra rehetra izay niseho.
malagasy
Ary nony nandeha izy ireo, indreny, ny mpiambina sasany nankany an-tanana ka nilaza tamin'ny lohan'ny mpisorona ny zavatra rehetra izay vao niseho.