Matthew 28:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary rehefa tafavory izy ireo mbamin’ny loholona dia nikaon-doha ka nanome vola be ny miaramila
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia novorin’ireo ny loholona ka rehefa niara-nidinika teo izy, dia nanome vola be ny miaramila,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nivory niaraka tamin’ireo loholona ny lohandoha-mpisorona; ka rehefa nikaon-doha, dia nanome vola be ny miaramila ry zareo
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa niangona izy mbamin'ny loholona, dia niara-nihevitra ka nanome vola be ny miaramila
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary rehefa tafavory izy ireo mbamin’ny loholona dia nikaon-doha ka nanome vola be ny miaramila
malagasy
Ary rehefa niangona izy mbamin'ny loholona, dia niara-nihevitra ka nanome vola be ny miaramila