Matthew 28:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
sady niteny hoe: Lazao hoe: Ny mpianany no tonga ka nangalatra Azy alina, raha sendra natory izahay;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary nilaza taminy hoe: «Aelezo amin’ny olona fa tonga halina ny mpianatra nangalatra Azy raha mbola natory izahay hoe;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
sady nanao taminy hoe: –Lazao fa tonga alina ny mpianatr’i Jesoa nangalatra ny fatiny, raha sendra natory ianareo.
Malagasy Bible 1865
ary nanao hoe: Lazao hoe: Ny mpianany no tonga alina ka nangalatra Azy raha sendra natory izahay;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
sady niteny hoe: Lazao hoe: Ny mpianany no tonga ka nangalatra Azy alina, raha sendra natory izahay;
malagasy
ary nanao hoe: Lazao hoe: Ny mpianany no tonga alina ka nangalatra Azy raha sendra natory izahay;