Matthew 28:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary raha misy milaza izany amin’ny governora, izahay no handresy lahatra azy ka hanao izay tsy hampaninona anareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary raha sendra ren’ny governora izany, dia izahay no hanony azy tsy haninona anareo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary raha ren’ny governora izany, dia izahay no handresy lahatra azy sady hanao izay tsy hampaninona anareo.
Malagasy Bible 1865
ary raha misy milaza izany amin'ny governora, izahay dia hampanaiky azy ka hanao izay tsy hampaninona anareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary raha misy milaza izany amin’ny governora, izahay no handresy lahatra azy ka hanao izay tsy hampaninona anareo.
malagasy
ary raha misy milaza izany amin'ny governora, izahay dia hampanaiky azy ka hanao izay tsy hampaninona anareo.