Matthew 28:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nandray ny vola izy ireo ka nanatanteraka ny teny nomena azy; ary izany teny izany dia naelin’ny Jiosy mandraka androany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nandray ny vola ny miaramila, ka nanao araka ny teny nomeny azy. Ary izany teny naelin’izy ireo izany no mbola inoan’ny Jody mandraka androany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nandray ny vola ny miaramila ka nanao araka ny teny nomen-dry zareo azy. Ary izany tantara izany no niely tamin’ireo Jiosy mandraka androany.
Malagasy Bible 1865
Dia nandray ny vola izy ka nanao araka ny teny nomeny azy; ary izany teny izany dia naelin'ny Jiosy mandraka androany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nandray ny vola izy ireo ka nanatanteraka ny teny nomena azy; ary izany teny izany dia naelin’ny Jiosy* mandraka androany.
malagasy
Dia nandray ny vola izy ka nanao araka ny teny nomeny azy; ary izany teny izany dia naelin'ny Jiosy mandraka androany.