Matthew 28:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny mpianatra iraika amby folo lahy dia nankany Galilia, ho any amin’ilay tendrombohitra nasain’i Jesosy halehany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny mpianatra iraika ambin’ny folo nankany Galilea, any amin’ilay tendrombohitra nasain’i Jesoa nalehany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ny mpianatra 11 lahy dia nankany Galilea, any amin’ilay tendrombohitra nasain’i Jesoa halehany.
Malagasy Bible 1865
Ary ny mpianatra iraika ambin'ny folo lahy dia nankany Galilia, ho any amin'ilay tendrombohitra nasain'i Jesosy halehany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny mpianatra iraika amby folo lahy dia nankany Galilia, ho any amin’ilay tendrombohitra nasain’i Jesosy halehany.
malagasy
Ary ny mpianatra iraika ambin'ny folo lahy dia nankany Galilia, ho any amin'ilay tendrombohitra nasain'i Jesosy halehany.