Matthew 28:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nony nahita Azy izy ireo dia niankohoka, nefa ny sasany dia nisalasala.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nahita Azy izy ireo, izay nisalasala taloha, dia nitsaoka Azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony nahita an’i Jesoa ny mpianatra, dia nitsaoka Azy; kanefa mbola nisalasala ihany ny sasany.
Malagasy Bible 1865
Ary nony nahita Azy izy, dia niankohoka, fa ny sasany niahanahana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nony nahita Azy izy ireo dia niankohoka, nefa ny sasany dia nisalasala.
malagasy
Ary nony nahita Azy izy, dia niankohoka, fa ny sasany niahanahana.