Matthew 28:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niala haingana tamin’ny fasana izy ireo sady natahotra no faly indrindra, ary nihazakazaka hilaza amin’ny mpianany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niala faingana tamin’ny fasana izy ireo, sady natahotra no faly indrindra, lasa nihazakazaka hilaza amin’ny mpianatra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niala haingana tao am-pasana ireo vehivavy, sady natahotra no faly tokoa, ary nihazakazaka hampandre ny mpianatr’i Jesoa.
Malagasy Bible 1865
Dia niala faingana tamin'ny fasana izy ireo sady natahotra no faly indrindra, dia nihazakazaka hilaza tamin'ny mpianatra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niala haingana tamin’ny fasana izy ireo sady natahotra no faly indrindra, ary nihazakazaka hilaza amin’ny mpianany.
malagasy
Dia niala faingana tamin'ny fasana izy ireo sady natahotra no faly indrindra, dia nihazakazaka hilaza tamin'ny mpianatra.