Matthew 28:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa indro Jesosy nifanena taminy sady niteny hoe: Finaritra. Ary nanatona izy ireo dia nihazona ny tongony ka niankohoka teo anatrehany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary indro i Jesoa niseho taminy nanao hoe: «Arahaba.» Dia nanatona Azy izy ka namihina ny tongony, sy niankohoka teo anatrehany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tampotampoka eo dia nifanatrika tamin’ireto vehivavy i Jesoa ary niteny taminy hoe: –Ho ao aminareo anie ny fiadanana! Dia nanatona an’i Jesoa ireto vehivavy ka namihina ny tongony sady nitsaoka Azy.
Malagasy Bible 1865
Ary, indro, Jesosy nifanena taminy ka nanao hoe: Finaritra. Ary izy ireo nanatona, dia nihazona ny tongony ka niankohoka teo anatrehany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa indro Jesosy nifanena taminy sady niteny hoe: Finaritra. Ary nanatona izy ireo dia nihazona ny tongony ka niankohoka teo anatrehany.
malagasy
Ary, indro, Jesosy nifanena taminy ka nanao hoe: Finaritra. Ary izy ireo nanatona, dia nihazona ny tongony ka niankohoka teo anatrehany.