Matthew 3:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary tamin’izany andro izany dia niseho vahoaka i Jaona Mpanao batisa, nitory tany an-tany efitr’i Jodia ka nilaza hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary tamin’izany andro izany, dia niseho i Joany Batista, nitory teny tany an’efitr’i Jodea
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izany vaninandro izany, dia niseho tany an-taniefitr’i Jodea i Jôhany Mpanao batisa, ary nanao antso avo hoe:
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'izany andro izany dia niseho Jaona Mpanao batisa, nitory tany an-efitr'i Jodia nanao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary tamin’izany andro izany dia niseho vahoaka i Jaona Mpanao batisa, nitory tany an-tany efitr’i Jodia* ka nilaza hoe:
malagasy
Ary tamin'izany andro izany dia niseho Jaona Mpanao batisa, nitory tany an-efitr'i Jodia nanao hoe: