Matthew 3:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fitafian’i Jaona dia lamba volon-drameva ary fehikibo hoditra no teny aminy; valala sy tantely remby kosa no sakafony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Akanjo volon-drameva no fitafian’io Joany io, fehikibo hoditra no nanaovany, ary valala sy tantely remby no hanina fihinany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Akanjo volon-drameva ary fehikibo hoditra no fanaovan’i Jôhany; valala sy tantely remby no sakafony.
Malagasy Bible 1865
Ary ny fitafian'izany Jaona izany dia lamba volon-drameva, ary fehin-kibo hoditra no tamin'ny valahany; ary ny fihinany dia valala sy tantely remby.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fitafian’i Jaona dia lamba volon-drameva ary fehikibo hoditra no teny aminy; valala sy tantely remby kosa no sakafony.
malagasy
Ary ny fitafian'izany Jaona izany dia lamba volon-drameva, ary fehin-kibo hoditra no tamin'ny valahany; ary ny fihinany dia valala sy tantely remby.