Matthew 3:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary Jerosalema sy Jodia rehetra mbamin’ny tany rehetra amoron’i Jordana dia nandeha nankany amin’i Jaona
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nankany aminy daholo i Jerosalema sy i Jodea rehetra mbamin’ny tany manodidina an’i Jordany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay dia nirohotra nankany amin’i Jôhany ny olona avy any Jerosalema sy avy any Jodea lafy valo mbamin’ny faritany rehetra amoron’ny ony Jôrdàna;
Malagasy Bible 1865
Ary Jerosalema sy Jodia rehetra mbamin'ny tany rehetra amoron'i i Jordana dia nivoaka nankany amin'i Jaona,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary Jerosalema sy Jodia rehetra mbamin’ny tany rehetra amoron’i Jordana dia nandeha nankany amin’i Jaona
malagasy
Ary Jerosalema sy Jodia rehetra mbamin'ny tany rehetra amoron'i i Jordana dia nivoaka nankany amin'i Jaona,