Matthew 3:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka nataony batisa tao amin’ny ony Jordana ireny, rehefa niaiky ny fahotany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka nony efa niaiky ny fahotany izy ireo, dia nataony batemy tao amin’ny ony Jordany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary niaiky heloka izy ireo ka dia nataon’i Jôhany batisa tao Jôrdàna.
Malagasy Bible 1865
ka nataony batisa tao amin'ny ony Jordana ireny, rehefa niaiky ny fahotany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka nataony batisa tao amin’ny ony Jordana ireny, rehefa niaiky ny fahotany.
malagasy
ka nataony batisa tao amin'ny ony Jordana ireny, rehefa niaiky ny fahotany.