Matthew 4:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary Jesosy dia noentin’ny Fanahy nankany an-tany efitra mba halain’ny devoly fanahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary tamin’izay dia nentin’ny Fanahy nankany an’efitra i Jesoa, mba halain’ny devoly fanahy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary dia notarihin’ny Fanahin’Andriamanitra hankany an-taniefitra i Jesoa, mba halain’ny devoly fanahy.
Malagasy Bible 1865
Ary Jesosy dia nentin'ny Fanahy nankany an-efitra, mba halain'ny devoly fanahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary Jesosy dia noentin’ny Fanahy nankany an-tany efitra mba halain’ny devoly* fanahy.
malagasy
Ary Jesosy dia nentin'ny Fanahy nankany an-efitra, mba halain'ny devoly fanahy.[Devoly = mpiampanga, na mpanendrikendrika]