Matthew 4:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
«Ny tanin’i Zebolona sy ny tanin’i Naftaly, ny lalan’ny ranomasina, any andafin’i Jordana, dia Galilia, tanin’ny Jentilisa,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Ny tanin’i Zabolôna sy ny tanin’i Neftalì, ny lalana ao amoron-dranomasina, any an-dafin’i Jordany, i Galilean’ny Jentily:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ry tanin’i Zebolòna sy i Naftalỳ, ry lalana amoron’ny farihy, ry faritra ampitan’i Jôrdàna, ry Galilea onenan’ny hafa firenena,
Malagasy Bible 1865
Ny tanin'ny Zebolona sy ny tanin'ny Naftaly, Ao amin'ny tany amoron-dranomasina, any an-dafin'i Jordana, Galilia, tanin'ny jentilisa,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
«Ny tanin’i Zebolona sy ny tanin’i Naftaly, ny lalan’ny ranomasina, any andafin’i Jordana, dia Galilia, tanin’ny Jentilisa*,
malagasy
Ny tanin'ny Zebolona sy ny tanin'ny Naftaly, Ao amin'ny tany amoron-dranomasina, any an-dafin'i Jordana, Galilia, tanin'ny jentilisa,