Matthew 4:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nanaraka Azy ny vahoaka betsaka avy any Galilia, Dekapolisy, Jerosalema, Jodia ary ny avy any andafin’i Jordana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary be ny vahoaka avy tany Galilea sy i Dekapôly sy Jerosalema sy Jodea, ary avy tany an-dafin’i Jordany no nanaraka Azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vahoaka marobe no nanaraka Azy avy any Galilea sy Dekapôly, avy tany Jerosalema sy Jodea ary avy any andafin’i Jôrdàna.
Malagasy Bible 1865
Dia nanaraka Azy ny vahoaka betsaka avy tany Galilia sy Dekapolisy sy Jerosalema sy Jodia ary ny avy tany an-dafin'i Jordana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nanaraka Azy ny vahoaka betsaka avy any Galilia, Dekapolisy, Jerosalema, Jodia* ary ny avy any andafin’i Jordana.
malagasy
Dia nanaraka Azy ny vahoaka betsaka avy tany Galilia sy Dekapolisy sy Jerosalema sy Jodia ary ny avy tany an-dafin'i Jordana.