Matthew 5:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Sambatra izay enjehina noho ny fahamarinana, fa azy ny fanjakan’ny lanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Sambatra ny miaritra ny fanenjehana noho ny rariny, fa azy ireo ny fanjakan’ny lanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Sambatra izay enjehina noho izy manao ny marina nosoritan’Andriamanitra, fa azy ny Fanjakàn’ny lanitra!
Malagasy Bible 1865
Sambatra izay enjehina noho ny fahamarinana; fa azy ny fanjakan'ny lanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Sambatra izay enjehina noho ny fahamarinana, fa azy ny fanjakan’ny lanitra.
malagasy
Sambatra izay enjehina noho ny fahamarinana; fa azy ny fanjakan'ny lanitra.