Matthew 5:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Sambatra ianareo, raha haratsin’ny olona sy enjehiny ary asiany izay teny ratsy rehetra hitenenany lainga anareo noho ny Amiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Sambatra ianareo raha tevatevaina sy enjehina ary ampangaina lainga amin’ny ratsy rehetra noho ny Amiko;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Sambatra ianareo raha tevatevain’ny olona sy enjehiny ary ampangaina lainga amin’ny ratsy isan-karazany noho ny maha mpianatro anareo.
Malagasy Bible 1865
Sambatra ianareo, raha haratsin'ny olona sy enjehiny ary asiany izay teny ratsy rehetra hitenenany lainga anareo noho ny amiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Sambatra ianareo, raha haratsin’ny olona sy enjehiny ary asiany izay teny ratsy rehetra hitenenany lainga anareo noho ny Amiko.
malagasy
Sambatra ianareo, raha haratsin'ny olona sy enjehiny ary asiany izay teny ratsy rehetra hitenenany lainga anareo noho ny amiko.