Matthew 5:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ianareo no fahazavan’izao tontolo izao. Tsy azo afenina izay tanàna miorina eo an-tampon-tendrombohitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ianareo no fahazavan’izao tontolo izao: tsy azo afenina izay tanàna miorina eo an-tampon-tendrombohitra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ianareo no fahazavana ho an’izao tontolo izao; tsy azo afenina ny tanàna miorina eo an-tampon-tendrombohitra.
Malagasy Bible 1865
Hianareo no fahazavan'izao tontolo izao. Tsy azo afenina izay tanàna miorina eo an-tampon-tendrombohitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ianareo no fahazavan’izao tontolo izao. Tsy azo afenina izay tanàna miorina eo an-tampon-tendrombohitra.
malagasy
Hianareo no fahazavan'izao tontolo izao. Tsy azo afenina izay tanàna miorina eo an-tampon-tendrombohitra.