Matthew 5:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza ataonareo fa tonga Aho handrava ny lalàna na ny mpaminany; tsy tonga handrava Aho fa hanatanteraka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza ataonareo fa tonga Aho handrava ny Lalàna, na ny Mpaminany; tsy tonga handrava Aho, fa hanatanteraka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Aza heverinareo fa hanafoana ny lalànan ’i Mosesy mbamin’ny fampianaran’ny mpaminany no nahatongavako. Tsy hanafoana no nahatongavako fa handavorary.
Malagasy Bible 1865
Aza ataonareo fa tonga Aho handrava ny lalàna na ny mpaminany; tsy tonga Aho handrava, fa hanatanteraka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza ataonareo fa tonga Aho handrava ny lalàna na ny mpaminany; tsy tonga handrava Aho fa hanatanteraka.
malagasy
Aza ataonareo fa tonga Aho handrava ny lalàna na ny mpaminany; tsy tonga Aho handrava, fa hanatanteraka.