Matthew 5:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa lazaiko aminareo marina tokoa: Mandra-pahafoanan’ny lanitra sy ny tany dia tsy hisy ho foana akory ny amin’ny lalàna, na dia iota iray na tsipika kely iray aza, mandra-pahatanterak’izy rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa lazaiko aminareo marina tokoa, fa mandra-pahalevon’ny lanitra sy ny tany, dia tsy hisy ho foana akory amin’ny Lalàna na dia i iray na tendrin-tsoratra iray akory aza, mandra-pahatanterak’izy rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, lazaiko marina aminareo fa mandra-pahalevon’ny tany amana habakabaka dia tsy hisy ho foana akory amin’ny lalàna, na dia ny zavatra antsipiriany sy zavatra faran’izay madinika indrindra aza, fa ho tanteraka avokoa.
Malagasy Bible 1865
Fa lazaiko aminareo marina tokoa: Mandra-pahafoan'ny lanitra sy ny tany, dia tsy hisy ho foana akory amin'ny lalàna, na dia litera iray na tendron-tsoratra iray aza, mandra-pahatanterak'izy rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa lazaiko aminareo marina tokoa: Mandra-pahafoanan’ny lanitra sy ny tany dia tsy hisy ho foana akory ny amin’ny lalàna, na dia iota iray na tsipika kely iray aza, mandra-pahatanterak’izy rehetra.
malagasy
Fa lazaiko aminareo marina tokoa: Mandra-pahafoan'ny lanitra sy ny tany, dia tsy hisy ho foana akory amin'ny lalàna, na dia litera iray na tendron-tsoratra iray aza, mandra-pahatanterak'izy rehetra.[Dia yod, izay litera kely indrindra amin'ny Abidy Hebreo]