Matthew 5:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary amin’izany na zovy na zovy no mamaha ny iray amin’ireo didy madinika indrindra ireo ka mampianatra ny olona hanao toy izany dia hatao hoe kely indrindra amin’ny fanjakan’ny lanitra izy. Fa na zovy na zovy no mankatò sy mampianatra ireo dia izy no hatao hoe lehibe ao amin’ny fanjakan’ny lanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa amin’izany, izay handika ny anankiray amin’ireo didy madinika indrindra ireo, ka hampianatra ny olona toy izany, dia ho kely indrindra amin’ny fanjakan’ny lanitra; fa izay hanatanteraka sy hampianatra ireo kosa dia ho lehibe amin’ny fanjakan’ny lanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa na iza na iza handika ny anankiray amin’ny didy madinika indrindra sy hampianatra ny olona hanao toy izany, dia ho kely indrindra ao amin’ny Fanjakàn’ny lanitra; fa na iza na iza hanatanteraka ny didy sy hampianatra ny olona hanao toy izany, dia izy no ho lehibe ao amin’ny Fanjakàn’ny lanitra!
Malagasy Bible 1865
Ary amin'izany na zovy na zovy no mamaha ny anankiray amin'ireo didy madinika indrindra ireo ka mampianatra ny olona toy izany, dia hatao hoe kely indrindra amin'ny fanjakan'ny lanitra izy. Fa na zovy na zovy no mankatò sy mampianatra ireo dia izy no hatao hoe lehibe amin'ny fanjakan'ny lanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary amin’izany na zovy na zovy no mamaha ny iray amin’ireo didy madinika indrindra ireo ka mampianatra ny olona hanao toy izany dia hatao hoe kely indrindra amin’ny fanjakan’ny lanitra izy. Fa na zovy na zovy no mankatò sy mampianatra ireo dia izy no hatao hoe lehibe ao amin’ny fanjakan’ny lanitra.
malagasy