Matthew 5:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nanomboka niteny Izy ka nampianatra azy ireo hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka niloa-bava Izy nampianatra azy, nanao hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niteny i Jesoa ka nampianatra azy rehetra hoe:
Malagasy Bible 1865
Dia niloa-bava Izy ka nampianatra azy hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nanomboka niteny Izy ka nampianatra azy ireo hoe:
malagasy
Dia niloa-bava Izy ka nampianatra azy hoe: