Matthew 5:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa lazaiko aminareo: Raha tsy mihoatra noho ny an’ny mpanoradalàna sy ny Fariseo ny fahamarinanareo dia tsy hiditra ao amin’ny fanjakan’ny lanitra mihitsy ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa lazaiko aminareo, fa raha tsy lehibe noho ny an’ny mpanora-dalàna sy ny Farisianina ny fahamarinanareo, dia tsy hiditra amin’ny fanjakan’ny lanitra akory ianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, lazaiko aminareo fa raha toa tsy tsara kokoa noho ny an’ny mpahay lalàna sy ny Farisianina no anaovanareo ny marina voasoritr’Andriamanitra, dia tsy hiditra any amin’ny Fanjakàn’ny lanitra ianareo.
Malagasy Bible 1865
Fa lazaiko aminareo: Raha tsy mihoatra noho ny an'ny mpanora-dalàna sy ny Fariseo ny fahamarinanareo, dia tsy hiditra amin'ny fanjakan'ny lanitra mihitsy ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa lazaiko aminareo: Raha tsy mihoatra noho ny an’ny mpanoradalàna* sy ny Fariseo* ny fahamarinanareo dia tsy hiditra ao amin’ny fanjakan’ny lanitra mihitsy ianareo.
malagasy
Fa lazaiko aminareo: Raha tsy mihoatra noho ny an'ny mpanora-dalàna sy ny Fariseo ny fahamarinanareo, dia tsy hiditra amin'ny fanjakan'ny lanitra mihitsy ianareo.