Matthew 5:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efa renareo fa voalaza tamin’ny Ntaolo hoe: «Aza mamono olona» (Eks 20.13); ary izay mamono olona dia mendrika hohelohina amin’ny fitsarana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa renareo fa voalaza tamin’ny ntaolo hoe: Aza mamono olona, ary izay hamono olona dia hohelohina amin’ny fitsarana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Efa renareo fa voalaza tamin’ny ntaolo hoe: «Aza mamono olona »; ary izay mamono olona dia mendrika hatolotra ny fitsarana!
Malagasy Bible 1865
Efa renareo fa voalaza tamin'ny ntaolo hoe: Aza mamono olona (Eks. 20. 13); ary izay mamono olona dia miendrika hohelohina amin'ny fitsarana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efa renareo fa voalaza tamin’ny Ntaolo hoe: «Aza mamono olona» (Eks 20.13); ary izay mamono olona dia mendrika hohelohina amin’ny fitsarana.
malagasy
Efa renareo fa voalaza tamin'ny ntaolo hoe: Aza mamono olona (Eks. 20. 13); ary izay mamono olona dia miendrika hohelohina amin'ny fitsarana.