Matthew 5:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa raha mitondra ny fanatitrao ho eo amin’ny alitara ianao, ary eo ianao no mahatsiaro fa manana alahelo aminao ny rahalahinao,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa raha manatitra ny fanatitrao eo amin’ny ôtely ianao, ka eo vao mahatsiaro fa manana alahelo aminao ny rahalahinao,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa raha manolotra ny fanatitrao amin’Andriamanitra eo amin’ny alitara ianao ary eo no mahatsiaro fa manana alahelo aminao ny namanao iray finoana,
Malagasy Bible 1865
Ary amin'izany, raha mitondra ny fanatitrao ho eo amin'ny alitara ianao, ary eo no mahatsiaro fa ny rahalahinao manana alahelo aminao,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa raha mitondra ny fanatitrao ho eo amin’ny alitara ianao, ary eo ianao no mahatsiaro fa manana alahelo aminao ny rahalahinao,
malagasy
Ary amin'izany, raha mitondra ny fanatitrao ho eo amin'ny alitara ianao, ary eo no mahatsiaro fa ny rahalahinao manana alahelo aminao,