Matthew 5:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efa renareo fa voalaza hoe: «Aza mijangajanga.» (Eks 20.14)
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa renareo fa voalaza tamin’ny ntaolo hoe. Aza mijangajanga
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Efa renareo fa voalaza hoe: «Aza maka vadin’olona!»
Malagasy Bible 1865
Efa, renareo fa voalaza hoe: Aza mijangajanga (Eks. 20. 14).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efa renareo fa voalaza hoe: «Aza mijangajanga.» (Eks 20.14)
malagasy
Efa, renareo fa voalaza hoe: Aza mijangajanga (Eks. 20. 14).