Matthew 5:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Sambatra ny mahantra am-panahy, fa azy ny fanjakan’ny lanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Sambatra ny mahantra am-panahy, fa azy ny fanjakan’ny lanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Sambatra izay miaiky ao am-po ho mahantra, fa azy ny Fanjakàn’ny lanitra!
Malagasy Bible 1865
Sambatra ny malahelo am-panahy; fa azy ny fanjakan'ny lanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Sambatra ny mahantra am-panahy, fa azy ny fanjakan’ny lanitra.
malagasy
Sambatra ny malahelo am-panahy; fa azy ny fanjakan'ny lanitra.