Matthew 5:33 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efa renareo koa fa voalaza tamin’ny Ntaolo hoe: «Aza manao fianianana mandainga, fa efao amin’NY TOMPO ny fianiananao» (Lev 19.12).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary efa renareo koa fa voalaza tamin’ny ntaolo hoe: Aza mianiana tsy to, fa efao amin’ny Tompo ny fianiananao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Efa renareo koa fa voalaza tamin’ny ntaolo hoe: «Aza mivadika amin’ny teny napetrakao tamin’ny Tompo fa tanteraho ny teny napetrakao!»
Malagasy Bible 1865
Ary koa, efa renareo fa voalaza tamin'ny ntaolo hoe: Aza mianian-tsy tò, fa efao amin'i Jehovah ny fianiananao (Lev. 19. 12).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efa renareo koa fa voalaza tamin’ny Ntaolo hoe: «Aza manao fianianana mandainga, fa efao amin’NY TOMPO ny fianiananao» (Lev 19.12).
malagasy
Ary koa, efa renareo fa voalaza tamin'ny ntaolo hoe: Aza mianian-tsy tò, fa efao amin'i Jehovah ny fianiananao (Lev. 19. 12).