Matthew 5:34 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa Izaho kosa milaza aminareo hoe: Aza mianiana akory: Na amin’ny lanitra, fa sezafiandrianan’Andriamanitra izany;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa Izaho kosa milaza aminareo tsy hianiana akory, na amin’ny lanitra, fa seza fiandrianan’Andriamanitra izy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izaho kosa milaza aminareo hoe: aza mianiana mihitsy! Aza mianiana: na amin’ny lanitra, satria sezafiandrianan’Andriamanitra izany;
Malagasy Bible 1865
Fa Izaho kosa milaza aminareo hoe: Aza mianiana akory na amin'ny lanitra, fa seza fiandrianan'Andriamanitra izany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa Izaho kosa milaza aminareo hoe: Aza mianiana akory: Na amin’ny lanitra, fa sezafiandrianan’Andriamanitra izany;
malagasy
Fa Izaho kosa milaza aminareo hoe: Aza mianiana akory na amin'ny lanitra, fa seza fiandrianan'Andriamanitra izany;