Matthew 5:35 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
na amin’ny tany, fa fitoeran-tongony izany; na amin’i Jerosalema, fa tanànan’ny Mpanjaka lehibe izy io.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
na amin’ny tany, fa fandiavan’ny tongony izy; na amin’i Jerosalema, fa tanànan’ny Mpanjaka lehibe izy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
na amin’ny tany, satria fitoeran-tongotr’Andriamanitra izany; na amin’i Jerosalema, satria tanànan’ny mpanjaka lehibe izany;
Malagasy Bible 1865
na amin'ny tany, fa fitoeran-tongony izany; na amin'i Jerosalema, fa tanànan'ny Mpanjaka lehibe izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
na amin’ny tany, fa fitoeran-tongony izany; na amin’i Jerosalema, fa tanànan’ny Mpanjaka lehibe izy io.
malagasy
na amin'ny tany, fa fitoeran-tongony izany; na amin'i Jerosalema, fa tanànan'ny Mpanjaka lehibe izany.