Matthew 5:36 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza mianiana amin’ny lohanao, fa tsy mahay mahafotsy na mahamainty na dia singam-bolo iray akory aza ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
na amin’ny lohanao, fa tsy mahay mahafotsy na mahamainty na dia singam-bolo iray akory aza ianao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
na amin’ny lohanao, satria tsy hainao ny mahafotsy na mahamainty singam-bolo iray akory.
Malagasy Bible 1865
Aza mianiana amin'ny lohanao; fa tsy mahay mahafotsy na mahamainty na dia singam-bolo iray akory aza ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza mianiana amin’ny lohanao, fa tsy mahay mahafotsy na mahamainty na dia singam-bolo iray akory aza ianao.
malagasy
Aza mianiana amin'ny lohanao; fa tsy mahay mahafotsy na mahamainty na dia singam-bolo iray akory aza ianao.