Matthew 5:37 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa aoka ny teninareo ho Eny, rehefa eny; Tsia, rehefa tsia; fa izay mihoatra noho izany dia avy amin’ilay ratsy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa aoka ny teninareo ho eny, dia eny; tsia, dia tsia; fa izay mihoatra noho izany dia avy amin’ilay ratsy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa aoka ny teninareo, rehefa eny, dia ho eny; rehefa tsia, dia ho tsia; ny ankoatra izany kosa dia avy amin’*ilay Ratsy.
Malagasy Bible 1865
Fa aoka ny teninareo ho Eny, eny; Tsia, tsia; fa izay mihoatra noho izany dia avy amin'ny ratsy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa aoka ny teninareo ho Eny, rehefa eny; Tsia, rehefa tsia; fa izay mihoatra noho izany dia avy amin’ilay ratsy.
malagasy
Fa aoka ny teninareo ho Eny, eny; Tsia, tsia; fa izay mihoatra noho izany dia avy amin'ny ratsy.[Na amin'ilay ratsy]