Matthew 5:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Sambatra ny malahelo, fa izy no hampaherezina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Sambatra ny malemy fanahy, fa izy no handova ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Sambatra izay mitomany, fa izy no hampiononin’Andriamanitra!
Malagasy Bible 1865
Sambatra ny ory; fa izy no hampifalina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Sambatra ny malahelo, fa izy no hampaherezina.
malagasy
Sambatra ny ory; fa izy no hampifalina.