Matthew 5:40 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izay te hiady aminao ka ta haka ny akanjonao dia avelao ho azy koa ny lambanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary raha misy te hiady aminao mba hahazahoany ny akanjonao, dia afoizo ho azy koa ny lambanao;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha misy mila ady aminao any amin’ny fitsarana mba hahazoany ny akanjonao, avelao ho azy koa ny lambanao.
Malagasy Bible 1865
Ary izay te hiady aminao ka tahaka ny akanjonao, dia avelao ho azy koa ny lambanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izay te hiady aminao ka ta haka ny akanjonao dia avelao ho azy koa ny lambanao.
malagasy
Ary izay te hiady aminao ka tahaka ny akanjonao, dia avelao ho azy koa ny lambanao.