Matthew 5:41 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary na zovy na zovy no hanery anao handeha iray kilaometatra dia mandehana miaraka aminy roa kilaometatra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary raha misy manery anao hiaraka aminy arivo dingana, miaraha aminy roa arivo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha misy manery anao hitondra entana mandritra ny lalana iray kilaometatra, miaraha aminy mandritra ny lalana roa kilaometatra.
Malagasy Bible 1865
Ary na zovy na zovy no hanery anao handeha maily iray, mandehana miaraka aminy maily roa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary na zovy na zovy no hanery anao handeha iray kilaometatra dia mandehana miaraka aminy roa kilaometatra.
malagasy
Ary na zovy na zovy no hanery anao handeha maily iray, mandehana miaraka aminy maily roa.[Na: kilometatra]