Matthew 5:42 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Omeo izay mangataka aminao; aza odian-tsy hita izay te hisambotra aminao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Omeo izay mangataka aminao, ary aza ilaoza-mihataka izay te hisambotra aminao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Omeo izay mangataka aminao ary aza andosirana izay te hisambotra aminao.
Malagasy Bible 1865
Omeo izay mangataka aminao; ary aza ilaoza-mihodina izay te hisambotra aminao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Omeo izay mangataka aminao; aza odian-tsy hita izay te hisambotra aminao.
malagasy
Omeo izay mangataka aminao; ary aza ilaoza-mihodina izay te hisambotra aminao.