Matthew 5:43 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efa renareo fa voalaza hoe: «Tiava ny namanao» (Lev 19.18), ary «mankahalà ny fahavalonao».
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa renareo fa voalaza hoe: Ho tia ny namanao ianao ary hankahala ny fahavalonao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Efa renareo fa voalaza hoe: «Tiavo ny namanao » ary ankahalao ny fahavalonao!
Malagasy Bible 1865
Efa renareo fa voalaza hoe: Tiava ny namanao (Lev. 19. 18), ary mankahalà ny fahavalonao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efa renareo fa voalaza hoe: «Tiava ny namanao» (Lev 19.18), ary «mankahalà ny fahavalonao».
malagasy
Efa renareo fa voalaza hoe: Tiava ny namanao (Lev. 19. 18), ary mankahalà ny fahavalonao.