Matthew 5:46 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha izay olona tia anareo ihany no tianareo, inona no valim-pitia azonareo? Moa na ny mpamory hetra aza tsy mba manao toy izany koa va?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa raha izay tia anareo ihany no tianareo, inona no valisoa ho azonareo? Moa va na dia ny Poblikanina aza tsy manao izany koa?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa raha izay manam-pitiavana anareo ihany no tiavinareo, inona no valisoa manokana azonareo andrandraina avy amin’Andriamanitra? Na dia ny mpamory hetra aza ve tsy manao toraka izany koa?
Malagasy Bible 1865
Fa raha izay tia anareo ihany no tianareo, inona no valim-pitia azonareo? Moa na dia ny mpamory hetra aza tsy mba manao izany koa va?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha izay olona tia anareo ihany no tianareo, inona no valim-pitia azonareo? Moa na ny mpamory hetra aza tsy mba manao toy izany koa va?
malagasy
Fa raha izay tia anareo ihany no tianareo, inona no valim-pitia azonareo? Moa na dia ny mpamory hetra aza tsy mba manao izany koa va?