Matthew 5:47 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha ny rahalahinareo ihany no arahabainareo, inona no ataonareo mihoatra noho ny sasany? Moa na dia ny Jentilisa aza tsy mba mahavita toy izany ihany va?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary raha ny rahalahinareo ihany no arahabainareo, inona no mihoatra amin’ny ataonareo? Moa na dia ny Jentily aza tsy mba manao izany ihany koa?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary raha ny namana iray finoana ihany no arahabainareo, inona no tombony amin’ny ataonareo? Na dia ny hafa firenena aza ve tsy manao toraka izany koa?
Malagasy Bible 1865
Ary raha ny rahalahinareo ihany no arahabainareo, inona no ataonareo mihoatra noho ny sasany? Moa na dia ny jentilisa aza tsy mba manao toy izany ihany va?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha ny rahalahinareo ihany no arahabainareo, inona no ataonareo mihoatra noho ny sasany? Moa na dia ny Jentilisa* aza tsy mba mahavita toy izany ihany va?
malagasy
Ary raha ny rahalahinareo ihany no arahabainareo, inona no ataonareo mihoatra noho ny sasany? Moa na dia ny jentilisa aza tsy mba manao toy izany ihany va?Koa amin izany aoka ho tanteraka ianareo toy ny fahatanterahan'ny Rainareo Izay any an-danitra.