Matthew 5:48 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa amin’izany aoka ianareo ho tanteraka toy ny fahatanterahan’ny Rainareo izay any an-danitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa aoka ho lavorary ianareo tahaka ny fahalavorarian’ny Rainareo izay any an-danitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tanteraka ny Rainareo Izay any an-danitra: noho izany àry, aoka ianareo ho tanteraka tahaka Azy koa.
Malagasy Bible 1865
Koa amin izany aoka ho tanteraka ianareo toy ny fahatanterahan'ny Rainareo Izay any an-danitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa amin’izany aoka ianareo ho tanteraka toy ny fahatanterahan’ny Rainareo izay any an-danitra.
malagasy
Koa amin izany aoka ho tanteraka ianareo toy ny fahatanterahan'ny Rainareo Izay any an-danitra.