Matthew 5:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Sambatra ny noana sy mangetaheta ny fahamarinana, fa izy no hovokisana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Sambatra izay noana sy mangetaheta ny fahamarinana, fa ho voky izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Sambatra izay maniry mafy hanao ny marina nosoritan’Andriamanitra, fa izy no homen’Andriamanitra fahafaham-po!
Malagasy Bible 1865
Sambatra ny noana sy mangetaheta ny fahamarinana; fa izy no hovokisana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Sambatra ny noana sy mangetaheta ny fahamarinana, fa izy no hovokisana.
malagasy
Sambatra ny noana sy mangetaheta ny fahamarinana; fa izy no hovokisana.