Matthew 5:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Sambatra ny mpamindra fo, fa izy no hamindrana fo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Sambatra ny mamindra fo, fa hamindrana fo izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Sambatra izay mamindra fo, fa izy no hamindran’Andriamanitra fo!
Malagasy Bible 1865
Sambatra ny miantra; fa izy no hiantrana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Sambatra ny mpamindra fo, fa izy no hamindrana fo.
malagasy
Sambatra ny miantra; fa izy no hiantrana.